Psalms 102:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mitazana avy any amin’ny fitoerany masina any amin’ny avo Izy; avy any an-danitra no nitsinjovan’NY TOMPO ny tany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hatao an-tsoratra izany, ho an’ny taranaka ho avy; ary aoka hankalazain’ny firenena vao hiforona i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Soraty izany ho an’ny taranaka any aoriana ka hidera ny Tompo ireo vahoaka mbola ho ary.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy nitazana tany amin'ny fitoerany masina any amin'ny avo. Tany an-danitra no nitsinjovan'i Jehovah ny tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mitazana avy any amin’ny fitoerany masina any amin’ny avo Izy; avy any an-danitra no nitsinjovan’NY TOMPO ny tany
malagasy
Fa Izy nitazana tany amin'ny fitoerany masina any amin'ny avo. Tany an-danitra no nitsinjovan'i Jehovah ny tany,