Psalms 102:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manafina ny tavanao amiko amin’ny andro fahoriako; atongilano amiko ny sofinao amin’ny andro itarainako; faingàna hamaly ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh, henoy ny fivavahako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mba henoy vavaka aho; aoka ho tonga any aminao ny tarainako!
Malagasy Bible 1865
Aza manafina ny tavanao amiko amin'ny andro fahoriako; Atongilano amiko ny sofinao; Amin'ny andro itarainako dia faingàna hamaly ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manafina ny tavanao amiko amin’ny andro fahoriako; atongilano amiko ny sofinao amin’ny andro itarainako; faingàna hamaly ahy.
malagasy
Aza manafina ny tavanao amiko amin'ny andro fahoriako; Atongilano amiko ny sofinao; Amin'ny andro itarainako dia faingàna hamaly ahy.