Psalms 102:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hihaino ny fisentoan’ny mpifatotra sy hanafaka izay voatendry ho faty,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria nitsinjo amin’ny havoany masina Izy, satria nitsinjo ny tany teny an-danitra i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy any an- Toeramasiny any ambony ny TOMPO no miondrika mba hijery; avy any an-danitra any Izy no nitazana an’ity tany ity,
Malagasy Bible 1865
Mba hihaino ny fisentoan'ny mpifatotra Sy hanafaka izay voatendry ho faty,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hihaino ny fisentoan’ny mpifatotra sy hanafaka izay voatendry ho faty,
malagasy
Mba hihaino ny fisentoan'ny mpifatotra Sy hanafaka izay voatendry ho faty, [Heb. zanaky ny fahafatesana]