Psalms 102:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hotorina any Ziona ny anaran’NY TOMPO ary any Jerosalema ny fiderana Azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hihaino ny fitarainan’ireo voababo, mba hanafaka an’ireo efa voatendry hovonoina ho faty,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nihaino ny tarainan’ireo voafonja sy namaha ny fatoran’ireo voaheloka ho faty.
Malagasy Bible 1865
Mba hotorina any Ziona ny anaran'i Jehovah, Ary ny fiderana Azy any Jerosalema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hotorina any Ziona ny anaran’NY TOMPO ary any Jerosalema ny fiderana Azy
malagasy
Mba hotorina any Ziona ny anaran'i Jehovah, Ary ny fiderana Azy any Jerosalema,