Psalms 102:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa tafangona ny firenena sy ny fanjakana maro hanompo NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hitorian’ireo ny Anaran’i Iaveh ao Siôna, sy ny fiderana Azy ao Jerosalema;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hambara ao Tsiôna ny lazan’ny TOMPO ary hohiraina ao Jerosalema ny fiderana Azy,
Malagasy Bible 1865
Rehefa tafangona ny firenena Sy ny fanjakana maro hanompo an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa tafangona ny firenena sy ny fanjakana maro hanompo NY TOMPO.
malagasy
Rehefa tafangona ny firenena Sy ny fanjakana maro hanompo an'i Jehovah.