Psalms 102:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nahaketraka ny heriko tany an-dalana Izy; efa nahafohy ny androko Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha avy izay hiangonan’ny firenena rehetra, mbamin’ny fanjakana, hanompo an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa ho tafaray ao ireo vahoaka sy ireo fanjakana mba hanao fanompoam-pivavahana ho an’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Efa nahaketraka ny heriko tany an-dalana Izy; Efa nahafohy ny androko Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nahaketraka ny heriko tany an-dalana Izy; efa nahafohy ny androko Izy.
malagasy
Efa nahaketraka ny heriko tany an-dalana Izy; Efa nahafohy ny androko Izy;