Psalms 102:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Andriamanitro ô, aza maka ahy antenantenan’ny androko; ny taonanao dia mihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanaketraka ny heriko teny an-dalana izy, efa nanafohy ny androko izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola teo antsasa-dalam-piainako aho, Tompo ô, no nahenanao ny heriko ary nohafohezinao ny androko.
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho: Andriamanitro ô; aza maka ahy an-tenatenan'ny androko; Ny taonanao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Andriamanitro ô, aza maka ahy antenantenan’ny androko; ny taonanao dia mihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby.
malagasy
Hoy izaho: Andriamanitro ô; aza maka ahy an-tenatenan'ny androko; Ny taonanao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby.