Psalms 102:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany aloha no nanorenanao ny tany ary asan’ny tananao ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho: «Ry Andriamanitro, aza alainao aho eo antenantenan’ny androko, Ianao izay aharetan’ny taonanao, amin’ny taona mifandimby.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy aho hoe: «Andriamanitra ô, aza alainao eny antenatenan’ny androm-piainako aho; fa ny taonanao tsy mba ho tapitra rahoviana.»
Malagasy Bible 1865
Tany aloha no nanorenanao ny tany; Ary asan'ny tananao ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany aloha no nanorenanao ny tany ary asan’ny tananao ny lanitra.
malagasy
Tany aloha no nanorenanao ny tany; Ary asan'ny tananao ny lanitra.