Psalms 102:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo dia ho levona fa Ianao no maharitra; ho rovitra toy ny fitafiana izy rehetra; toy ny lamba no hanovanao azy ka hosoloana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina ny tany tamin’ny voalohany Ianao, ary asan’ny tananao ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahiny elabe no nanorenanao ny tany sy nanamboaranao ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana; Toy ny lamba no hanovanao azy, ka hovana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo dia ho levona fa Ianao no maharitra; ho rovitra toy ny fitafiana izy rehetra; toy ny lamba no hanovanao azy ka hosoloana izy.
malagasy
Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana; Toy ny lamba no hanovanao azy, ka hovana izy;