Psalms 102:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao no tsy miova ary ny taonanao no tsy ho tapitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho velona ireo, fa Ianao kosa maharitra, hihatonta toy ny fitafiana ireo; hanova azy toy ny lamba Ianao, ka ho voaova izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola ho levona ireo fa Ianao kosa maharitra. Mihatonta toy ny fitafiana ireo; hosoloanao toa akanjo, dia voasolo;
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao no tsy miova ary ny taonanao no tsy ho tapitra.
malagasy
Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra.Ny zanaky ny mpanomponao handry fahizay, Ary ny taranany hampitoerina eo anatrehanao.[Na: dia mbola haharitra]