Psalms 102:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handry fehizay ny zanaky ny mpanomponao ary hampitoerina eo anatrehanao ny taranany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao kosa maharitra tsy miova, ary tsy manam-pahataperana ny taonanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa Ianao kosa tsy mba miova ary ny taonanao tsy mba hifarana.
Malagasy Bible 1865
Ny zanaky ny mpanomponao handry fahizay, Ary ny taranany hampitoerina eo anatrehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handry fehizay ny zanaky ny mpanomponao ary hampitoerina eo anatrehanao ny taranany.
malagasy
Ny zanaky ny mpanomponao handry fahizay, Ary ny taranany hampitoerina eo anatrehanao.[Na: dia mbola haharitra]