Psalms 102:29 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaky ny mpanomponao honina amin’ny taniny, ary haharitra eo anatrehanao ny taranany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakay hiorim-ponenana feizay ary ny taranakay hateza eo anatrehanao.