Psalms 102:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa levon-ko setroka ny androko ary mahamay tahaka ny forohana sisa tsy may ny taolako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary aoka ho tonga hatrany aminao ny fitarainako. Aza manafina ny Tavanao amin’ny andron’ny fahoriako, atongilano atỳ amiko ny sofinao, faingàna hamaly ahy, nony mitaraina aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza lavinao ny hijery ahy amin’ny androm-pahoriako. Anongilano sofina aho ka valio faingana amin’ny andro iantsoako vonjy aminao.
Malagasy Bible 1865
Fa levon-ko setroka ny androko Ary ny taolako mahamay tahaka ny forohana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa levon-ko setroka ny androko ary mahamay tahaka ny forohana sisa tsy may ny taolako.
malagasy
Fa levon-ko setroka ny androko Ary ny taolako mahamay tahaka ny forohana.