Psalms 102:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voakapa tahaka ny ahitra ny foko ka malazo, fa hadinoko na dia ny mihinan-kanina aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa levona toy ny lasan-ko setroka ny androko, ary mirehitra, toy ny doran’ny afo, ny taolako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa levona toy ny setroka ny androm-piainako, ary kila toy ny tapa-porohana ny faraheriko.
Malagasy Bible 1865
Taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; Fa hadinoko na dia ny fihinanan-kanina aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voakapa tahaka ny ahitra ny foko ka malazo, fa hadinoko na dia ny mihinan-kanina aza.
malagasy
Taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; Fa hadinoko na dia ny fihinanan-kanina aza.