Psalms 102:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fisentoan’ny foko dia miraikitra amin’ny hoditro ny taolako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voajinja toy ny ahitra ny foko, ka malazo; hadinoko aza ny mihinan-kanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny ahitra voakapa ny foko ka malazo; hadinoko mbamin’ny homan-kanina aza.
Malagasy Bible 1865
Noho ny fisentoan'ny foko Ny taolako miraikitra amin'ny hoditro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fisentoan’ny foko dia miraikitra amin’ny hoditro ny taolako.
malagasy
Noho ny fisentoan'ny foko Ny taolako miraikitra amin'ny hoditro.