Psalms 102:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny sama any an-tany efitra aho ary tahaka ny vorondolo any an-tanàna haolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafaraikitra amin’ny taolako ny nofoko, azon’ny mitaraina sy misento.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reraka noho ny fisentoako aho, ka taolana sisa no mipetaka amin’ny hoditro.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny sama any an-efitra aho, Ary tahaka ny vorondolo any an-tanànaolo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny sama any an-tany efitra aho ary tahaka ny vorondolo any an-tanàna haolo.
malagasy
Tahaka ny sama any an-efitra aho, Ary tahaka ny vorondolo any an-tanànaolo.