Psalms 102:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahita tory aho sady tahaka ny voronkely manirery eo amin’ny tafon-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny pelikano any an’efitra aho, ary zary toa vorondolo tokana an-tanàna haolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sahala amin’ny vorondreo any an-taniefitra aho ary tahaka ny vorondolo an-tanàna aolo.
Malagasy Bible 1865
Tsy mahita tory aho Sady tahaka ny tsikirity irery eo an-tampontrano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahita tory aho sady tahaka ny voronkely manirery eo amin’ny tafon-trano.
malagasy
Tsy mahita tory aho Sady tahaka ny tsikirity irery eo an-tampontrano.