Psalms 102:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandatsa ahy mandritra ny andro ny fahavaloko; izay misafoaka amiko dia manao ahy ho fiozonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mahita tory aho mandritra ny alina, toa vorona manirery eny an-tafon-trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mahita tory aho, fa mitoloko tahaka ny voro-manirery eny an-tafontrano.
Malagasy Bible 1865
Mandatsa ahy mandrakariva ny fahavaloko. Izay misafoaka amiko dia manao ahy ho fiozonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandatsa ahy mandritra ny andro ny fahavaloko; izay misafoaka amiko dia manao ahy ho fiozonana.
malagasy
Mandatsa ahy mandrakariva ny fahavaloko. Izay misafoaka amiko dia manao ahy ho fiozonana.