Psalms 102:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lavenona no nohaniko tahaka ny mofo; ny zavatra nosotroiko dia noharoharoako ny ranomasoko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsiratsirain’ny rafilahiko tontolo andro aho, ary ny fahavaloko entim-pisafoahany mianiana ny hamono ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tontolo andro aho latsaim-pahavalo sady iozonany amin-karomotana.
Malagasy Bible 1865
Fa lavenona no nohaniko tahaka ny mofo; Ary ny zavatra nosotroiko noharoharoiko ny ranomasoko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lavenona no nohaniko tahaka ny mofo; ny zavatra nosotroiko dia noharoharoako ny ranomasoko,
malagasy
Fa lavenona no nohaniko tahaka ny mofo; Ary ny zavatra nosotroiko noharoharoiko ny ranomasoko,