Psalms 103:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora NY TOMPO, ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Davida. Misaora an’i Iaveh, ry fanahiko, ary misaora ny Anarany masina, ry ato anatiko rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’i Davida. Aoka hisaotra ny TOMPO aho, hisaotra eram-po ny anarany masina!
Malagasy Bible 1865
Nataon'i Davida Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora NY TOMPO, ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra noho ny fahatsarany sy ny famindram-pony] Nataon'i Davida Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.