Psalms 103:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy, na mamaly antsika araka ny helotsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy manao amintsika, araka ny fahotantsika, ary tsy mamaly antsika, araka ny helotsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy araka ny otantsika no anafaizany antsika, tsy araka ny helotsika no amaliany antsika.
Malagasy Bible 1865
Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy, Na mamaly antsika araka ny helotsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy, na mamaly antsika araka ny helotsika.
malagasy
Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy, Na mamaly antsika araka ny helotsika.