Psalms 103:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny haavon’ny lanitra ambonin’ny tany no haben’ny famindrampony amin’izay matahotra Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tahaka ny haavon’ny lanitra ambonin’ny tany, no haben’ny hatsaram-pony amin’izay matahotra Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tahaka ny haavon’ny lanitra ambonin’ny tany no haben’ny fitiavany amin’izay manaja Azy;
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra ambonin'ny tany No haben'ny famindram-pony amin'izay matahotra Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny haavon’ny lanitra ambonin’ny tany no haben’ny famindrampony amin’izay matahotra Azy.
malagasy
Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra ambonin'ny tany No haben'ny famindram-pony amin'izay matahotra Azy.