Psalms 103:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin’ny andrefana no halavitry ny anesorany ny fahotantsika amintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny halaviran’ny atsinanana amin’ny andrefana, no halaviran’ny anesorany amintsika ny hadisoantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tahaka ny halavitry ny atsinanana amin’ny andrefana no hampanalavirany amintsika ny hadisoantsika.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin'ny andrefana No halavitry ny anesorany ny fahotantsika amintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin’ny andrefana no halavitry ny anesorany ny fahotantsika amintsika.
malagasy
Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin'ny andrefana No halavitry ny anesorany ny fahotantsika amintsika.