Psalms 103:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny fiantran’ny ray ny zanany no fiantran’NY TOMPO izay matahotra Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sahala amin’ny fangoraky ny ray ny zanany, no fangorak’i Iaveh an’izay matahotra Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny fangoraky ny ray an’ireo zanany no angorahan’ny TOMPO an’izay manaja Azy.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny fiantràn'ny ray ny zanany No fiantran'i Jehovah izay matahotra Azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny fiantran’ny ray ny zanany no fiantran’NY TOMPO izay matahotra Azy.
malagasy
Tahaka ny fiantràn'ny ray ny zanany No fiantran'i Jehovah izay matahotra Azy;