Psalms 103:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy dia mahalala ny namolavolana antsika ka mahatsiaro fa vovoka isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria fantany izay iforonantsika, tsaroany fa vovoka ihany isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria fantany ny namolavolana antsika, ka tsaroany tokoa fa vovoka isika.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy mahalala ny toetsika Ka mahatsiaro fa vovoka isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy dia mahalala ny namolavolana antsika ka mahatsiaro fa vovoka isika.
malagasy
Fa Izy mahalala ny toetsika Ka mahatsiaro fa vovoka isika.