Psalms 103:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny ahitra ny andron’ny zanak’olombelona; tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha ny famoniny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olombelona! Tahaka ny ahitra ny androny, tahaka ny voninkazo any an-tsaha ny famoniny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny ahitra ny androm-piainan’ny olombelona, toy ny voninkazo eny an-tsaha ny famoniny:
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny ahitra ny andron'ny zanak'olombelona; Tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha ny famoniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny ahitra ny andron’ny zanak’olombelona; tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha ny famoniny,
malagasy
Tahaka ny ahitra ny andron'ny zanak'olombelona; Tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha ny famoniny,