Psalms 103:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsofin’ny rivotra izy ka lasa ary tsy mahalala azy intsony ny toerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka vao tsofin’ny rivotra izy dia tsy eo intsony, ary ny toerana nisy azy, tsy mahalala azy intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa tsofin’ny rivotra izy, dia foana ka tsy mahalala azy intsony ny toerany.
Malagasy Bible 1865
Satria tsofin'ny rivotra izy ka lasa, Ary tsy mahalala azy intsony ny fitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsofin’ny rivotra izy ka lasa ary tsy mahalala azy intsony ny toerany.
malagasy
Satria tsofin'ny rivotra izy ka lasa, Ary tsy mahalala azy intsony ny fitoerany.