Psalms 103:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia amin’izay mitandrina ny fanekeny sy mahatsiaro hankatò ny didiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia amin’izay mitandrina ny fanekeny, sady mahatsiaro ny didiny mba hitandremany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay mitandro ny fanekempihavanany ka mahatsiaro hanatanteraka ny baikony.
Malagasy Bible 1865
Dia amin'izay mitandrina ny fanekeny Sy mahatsiaro hankatò ny didiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia amin’izay mitandrina ny fanekeny sy mahatsiaro hankatò ny didiny.
malagasy
Dia amin'izay mitandrina ny fanekeny Sy mahatsiaro hankatò ny didiny.