Psalms 103:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampitoetra ny sezafiandrianany any an-danitra NY TOMPO; ary manapaka izao rehetra izao ny fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampiorina ny seza fiandrianany any an-danitra i Iaveh, ary mihatra amin’ny zavatra rehetra ny fanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naorin’ny TOMPO any an-danitra ny sezafiandrianany, mifehy an’izao rehetra izao ny fanjakany.
Malagasy Bible 1865
Jehovah efa nampitoetra ny seza fiandrianany any an-danitra; Ary ny fanjakany manapaka izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampitoetra ny sezafiandrianany any an-danitra NY TOMPO; ary manapaka izao rehetra izao ny fanjakany.
malagasy
Jehovah efa nampitoetra ny seza fiandrianany any an-danitra; Ary ny fanjakany manapaka izao tontolo izao.