Psalms 103:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora NY TOMPO, ry fanahiko ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’i Iaveh, ry fanahiko, ary aza manadino ny soa rehetra avy aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, aoka hisaotra ny TOMPO aho, ka tsy hisy hohadinoiko ny soa nataony!
Malagasy Bible 1865
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora NY TOMPO, ry fanahiko ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,
malagasy
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,