Psalms 103:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora NY TOMPO, ianareo anjeliny, dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny ary mihaino ny feon’ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’i Iaveh ianareo Anjeliny, izay mahefa sy mahery sy mankatò ny didiny, amin’ny fanekena ny feon’ny teniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaora ny TOMPO, ianareo anjeliny izay hery voafantina mpanatanteraka ny teniny ka mankatò Azy raha vao mandre ny baikony.
Malagasy Bible 1865
Misaora an'i Jehovah, ianareo anjeliny, Dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny Ary mihaino ny feon'ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora NY TOMPO, ianareo anjeliny, dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny ary mihaino ny feon’ny teniny.
malagasy
Misaora an'i Jehovah, ianareo anjeliny, Dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny Ary mihaino ny feon'ny teniny.