Psalms 103:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora NY TOMPO, ianareo miaramilany rehetra, dia ianareo mpanompony izay manao ny sitrapony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’i Iaveh ianareo rehetra tafiny, izay mpanompony sy manatanteraka ny sitrapony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaora ny TOMPO, ianareo andian-tafiny rehetra izay mpanompony mpanatanteraka ny sitrany.
Malagasy Bible 1865
Misaora an'i Jehovah, ny miaramilany rehetra, Dia ny mpanompony izay manao ny sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora NY TOMPO, ianareo miaramilany rehetra, dia ianareo mpanompony izay manao ny sitrapony.
malagasy
Misaora an'i Jehovah, ny miaramilany rehetra, Dia ny mpanompony izay manao ny sitrapony.Misaora an'i Jehovah, ny asany rehetra eran'ny fanjakany; Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko.