Psalms 103:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora NY TOMPO, ianareo asany rehetra manerana ny fanjakany. Misaora NY TOMPO, ry fanahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’i Iaveh ianareo asany rehetra, amin’ny fitoerana rehetra fanjakany. Misaora an’i Iaveh, ry fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaora ny TOMPO, ianareo voaariny rehetra amin’ny toeran-drehetra izay anapahany. Izaho koa, aoka hisaotra ny TOMPO!
Malagasy Bible 1865
Misaora an'i Jehovah, ny asany rehetra eran'ny fanjakany; Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora NY TOMPO, ianareo asany rehetra manerana ny fanjakany. Misaora NY TOMPO, ry fanahiko.
malagasy
Misaora an'i Jehovah, ny asany rehetra eran'ny fanjakany; Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko.