Psalms 103:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mamela ny helokao rehetra, izay manasitrana ny aretinao rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izy no mamela ny helokao rehetra, manasitrana ny aretinao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izy no mamela ny heloko rehetra ary manasitrana ny aretiko rehetra.
Malagasy Bible 1865
Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mamela ny helokao rehetra, izay manasitrana ny aretinao rehetra,
malagasy
Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,