Psalms 103:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, izay manarona famindrampo sy fiantrana anao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, manarona hatsaram-po amam-pamindram-po anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avotany tsy ho any an-davaka ny aiko; rakofany fitiavana sy indrafo aho.
Malagasy Bible 1865
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, izay manarona famindrampo sy fiantrana anao,
malagasy
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao,