Psalms 103:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mamoky zava-tsoa anao; mihavao toy ny an’ny voromahery ny fahatanoranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no manototra soa ny fanirianao, ary manavao ny fahatanoranao hanana ny herin’ny voromahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fenoiny fahasambarana ny fiainako, ka tanora sy matanjaka toa voromahery aho.
Malagasy Bible 1865
Izay mahavoky soa ny vavanao; Ny fahatanoranao mody indray toy ny an'ny voromahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mamoky zava-tsoa anao; mihavao toy ny an’ny voromahery ny fahatanoranao.
malagasy
Izay mahavoky soa ny vavanao; Ny fahatanoranao mody indray toy ny an'ny voromahery.[Na: fanahinao, na fahanteranao][Na: ho toy ny voromahery]