Psalms 103:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO manao fahamarinana sy fitsarana amin’izay rehetra ampahorina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao ny fitsarana i Iaveh, manome rariny an’izay rehetra nampahorîna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omen’ny TOMPO rariny sy hitsiny izay rehetra ampahorîna.
Malagasy Bible 1865
Jehovah manao fahamarinana Sy fitsarana amin'izay rehetra ampahorina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO manao fahamarinana sy fitsarana amin’izay rehetra ampahorina.
malagasy
Jehovah manao fahamarinana Sy fitsarana amin'izay rehetra ampahorina.