Psalms 103:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampahafantatra an’i Mosesy ny lalan-kalehany Izy; nampahafantariny ny asa lehibe nataony ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampiseho ny lalany tamin’i Môizy Izy, ary ny asany lehibe, tamin’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nampahafantatra ny fikasany tamin’i Mosesy Izy ary ny asany mahery tamin’ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
Efa nampahafantatra an'i Mosesy ny lalan-kalehany Izy; Ny Zanak'Isiraely nampahafantariny ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampahafantatra an’i Mosesy ny lalan-kalehany Izy; nampahafantariny ny asa lehibe nataony ny Zanak’Israely.
malagasy
Efa nampahafantatra an'i Mosesy ny lalan-kalehany Izy; Ny Zanak'Isiraely nampahafantariny ny asany.