Psalms 103:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mifandahatra mandrakariva Izy, na mitahiry fahatezerana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba ho mandrakizay no mandevilevy Izy, tsy mitana fahatezerana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba mandevilevy lalandava Izy, tsy mitahiry fahatezerana mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Tsy mandaha-teny mandrakariva Izy, Na mitahiry fahatezerana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mifandahatra mandrakariva Izy, na mitahiry fahatezerana mandrakizay.
malagasy
Tsy mandaha-teny mandrakariva Izy, Na mitahiry fahatezerana mandrakizay.