Psalms 104:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora NY TOMPO, ry fanahiko. RY TOMPO Andriamanitro ô, lehibe indrindra Ianao; famirapiratana sy voninahitra no itafianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’i Iaveh, ry fanahiko! Iaveh Andriamanitro ô, lehibe tsy manam-petra Ianao! Mitafy fiandrianana amam-pamirapiratana Ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’i Davida. Aoka hisaotra ny TOMPO aho! TOMPO Andriamanitro ô, lehibe indrindra Ianao; fiandrianana sy famirapiratana no itafianao,
Malagasy Bible 1865
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Jehovah Andriamanitro ô, lehibe indrindra Hianao, Famirapiratana sy voninahitra no fitafinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora NY TOMPO, ry fanahiko. RY TOMPO Andriamanitro ô, lehibe indrindra Ianao; famirapiratana sy voninahitra no itafianao.
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra, Mpamorona sy Mpiahy izao rehetra izao] Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Jehovah Andriamanitro ô, lehibe indrindra Hianao, Famirapiratana sy voninahitra no fitafinao,