Psalms 104:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampandeha loharano ho riaka eny amin’ny lohasaha Izy; eny anelanelan’ny tendrombohitra no alehan’ireny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandefa loharano amin’ny lohasaha Izy dia mandeha eny anelanelan’ny tendrombohitra ireny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampiboika loharano eny an-dohasaha Ianao, ka nampikoriana azy anelanelan-tendrombohitra
Malagasy Bible 1865
Mampandeha loharano eny amin'ny lohasaha Izy; Eny anelanelan'ny tendrombohitra no alehan'ireny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampandeha loharano ho riaka eny amin’ny lohasaha Izy; eny anelanelan’ny tendrombohitra no alehan’ireny
malagasy
Mampandeha loharano eny amin'ny lohasaha Izy; Eny anelanelan'ny tendrombohitra no alehan'ireny,