Psalms 104:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka isotroan’ny bibidia rehetra sy analan’ny borikidia ny hetahetany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hisotroan’ny biby any an-tsaha ireny, ary hankanesan’ny ampondra dia hanala ny hetahetany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hisotroan’ny bibidia rehetra sy hialan’ny borikidia hetaheta.
Malagasy Bible 1865
Ka isotroan'ny bibi-dia rehetra, Sy analan'ny boriki-dia ny hetahetany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka isotroan’ny bibidia rehetra sy analan’ny borikidia ny hetahetany.
malagasy
Ka isotroan'ny bibi-dia rehetra, Sy analan'ny boriki-dia ny hetahetany;