Psalms 104:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo akaikiny no itoeran’ny voromanidina ary eo amin’ny rantsan-kazo no anenoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitoetra eny amorony eny ny voromanidina; sady mampanakoako ny feony, eny amin’ny ravin-kazo izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny hazo eny amoron-drano eny no manao akany ny voro-manidina izay mikarantsana anaty ravin-kazo.
Malagasy Bible 1865
Eo amboniny no itoeran'ny voro-manidina; Ary eo amin'ny ran-tsan-kazo no anenoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo akaikiny no itoeran’ny voromanidina ary eo amin’ny rantsan-kazo no anenoany.
malagasy
Eo amboniny no itoeran'ny voro-manidina; Ary eo amin'ny ran-tsan-kazo no anenoany.