Psalms 104:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manondraka rano ny tendrombohitra avy any amin’ny tranony ambony Izy; ny vokatry ny asanao no mahavoky ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manondraka ny tendrombohitra, avy eny amin’ny fonenany avo Izy; ny vokatry ny asanao no ivokisan’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy any an-danitra fonenanao any no andefasanao orana amin’ny tendrombohitra; ka dia ny ranon’ny lanitrao no mampahavokatra ny tany.
Malagasy Bible 1865
Manondra-drano ny tendrombohitra avy amin'ny tranony ambony Izy; Ny vokatry ny asanao no mahavoky ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manondraka rano ny tendrombohitra avy any amin’ny tranony ambony Izy; ny vokatry ny asanao no mahavoky ny tany.
malagasy
Manondra-drano ny tendrombohitra avy amin'ny tranony ambony Izy; Ny vokatry ny asanao no mahavoky ny tany.