Psalms 104:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampaniry ahitra ho an’ny biby fiompy sy anana ambolen’ny olona Izy ary mamoaka hanina avy amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mampaniry ahitra ho an’ny biby fiompy Izy, mbamin’ny zava-maniry ho an’ny olombelona; mamoaka hanina avy amin’ny kibon’ny tany Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampaniry ny ahitra ho an’ny biby fiompy Ianao sy mampaniry ny zavatra volen’ny olona, ary mampamokatra hanina ny tany:
Malagasy Bible 1865
Mampaniry ahitra ho an'ny biby fiompy Izy Sy anana hahasoa ny olona. Ary mamoaka hanina avy amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampaniry ahitra ho an’ny biby fiompy sy anana ambolen’ny olona Izy ary mamoaka hanina avy amin’ny tany.
malagasy
Mampaniry ahitra ho an'ny biby fiompy Izy Sy anana hahasoa ny olona. Ary mamoaka hanina avy amin'ny tany.