Psalms 104:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voky ny hazon’NY TOMPO, dia ny sederan’i Libanona izay namboleny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Feno ranony ny hazon’i Iaveh, mbamin’ny sederan’i Libàna izay namboleny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voky rano koa ireo hazo vaventy, dia ny sedera voavoly any Libano.
Malagasy Bible 1865
Voky ny hazon'i Jehovah, Dia ny sederan'i Libanona, izay namboleny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voky ny hazon’NY TOMPO, dia ny sederan’i Libanona izay namboleny.
malagasy
Voky ny hazon'i Jehovah, Dia ny sederan'i Libanona, izay namboleny;