Psalms 104:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny no anaovan’ny voronkely ny akaniny ary ny vano dia eny amin’ny hazo kipreso no anaovany ny tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao ny akaniny eo ny vorona, mbamin’ny vano izay mitoetra ao amin’ny sipresy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny no manao akany ny voronkely; eny ambony kipresy no manao trano ny vano.
Malagasy Bible 1865
Izay anaovan'ny voron-kely ny akaniny; Ary ny vano, dia ao amin'ny kypreso no anaovany ny tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny no anaovan’ny voronkely ny akaniny ary ny vano dia eny amin’ny hazo kipreso no anaovany ny tranony.
malagasy
Izay anaovan'ny voron-kely ny akaniny; Ary ny vano, dia ao amin'ny kypreso no anaovany ny tranony.