Psalms 104:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tendrombohitra avo dia ho an’ny osidia; ny harambato dia fiarovana ho an’ny hiràka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tendrombohitra avo, ho an’ny osy dia, ary ny haram-bato ialofan’ny jeriboazy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tendrombohitra avo dia ho an’ny osidia; ny harambato kosa fierena ho an’ny sokina.
Malagasy Bible 1865
Ny tendrombohitra avo dia ho an'ny osi-dia; Ny harambato no fiarovana ho an'ny hyraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tendrombohitra avo dia ho an’ny osidia; ny harambato dia fiarovana ho an’ny hiràka.
malagasy
Ny tendrombohitra avo dia ho an'ny osi-dia; Ny harambato no fiarovana ho an'ny hyraka.