Psalms 104:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny volana ho famantarana ny fotoana Izy ary mahalala ny filentehany ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny volana nataony famantarana andro; ary ny masoandro mahalala ny ora filentehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataonao hamantaram-potoana ny volana sy ny masoandro izay mahalala ny hilentehany.
Malagasy Bible 1865
Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny volana ho famantarana ny fotoana Izy ary mahalala ny filentehany ny masoandro.
malagasy
Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany.