Psalms 104:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitafy ny mazava tahaka ny mitafy lamba Izy ary mamelatra ny lanitra tahaka ny famelatra tranolay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihodidina amin’ny fahazavana toy ny amin’ny lamba izy, mamelatra ny lanitra toy ny lay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fahazavana no lamba ifonosanao. Mamelatra ny lanitra ho toa tranolay Ianao
Malagasy Bible 1865
Mitafy ny mazava tahaka ny lamba Izy Ary mamelatra ny lanitra tahaka ny lay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitafy ny mazava tahaka ny mitafy lamba Izy ary mamelatra ny lanitra tahaka ny famelatra tranolay.
malagasy
Mitafy ny mazava tahaka ny lamba Izy Ary mamelatra ny lanitra tahaka ny lay,